Accueil Société Jirama Ambohimanambola : Nirehitra ny tobim-pamokarana herinaratra Aksaf Power

Jirama Ambohimanambola : Nirehitra ny tobim-pamokarana herinaratra Aksaf Power

0
Jirama Ambohimanambola : Nirehitra ny tobim-pamokarana herinaratra Aksaf Power

2 no maty, 7 no naratra mafy vokatry ny firehetana niseho teny amin’ny Jirama Ambohimanambola io maraina io. Fitahirizan-tsolika amin’ny tobim-pamokarana herinaratry ny Aksaf Power io nirehitra io. Naharitra ora 2 teo ny famonoana ny afo. Tsy hisy fiatraikany amin’ny famatsiana herinaratra io firehetana io raha ny fampitam-baovao.

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici