JIRAMA : manadio tena ireo tomponandraikitra.

0

Tsy marina ny filazana fa misy kiatranoantrano nahazon’ireo orinasa tsy miankina ny tsena eo anivon’ny JIRAMA hoy ny tomponandraikitra, raha nihaona tamin’ny mpanao gazety omaly. Ny mifanohitra amin’izany anefa no zava-misy iarahan’ny rehetra mahita ka mampikoroso fahana ny JIRAMA hatramin’izao.