Accueil Société JIRAMA : miroso amin’ny fametrahana ny angovo azo havaozina

JIRAMA : miroso amin’ny fametrahana ny angovo azo havaozina

0
JIRAMA : miroso amin’ny fametrahana ny angovo azo havaozina

Tanana efatra no hisitraka herinaratra azo avy amin’ny masoandro 100% tafiditra ao anatin’ny fanatsarana ny famokarana herinaratra eto Madagasikara. Ny vondrona « LIDERA » miorina atsy Maorisy no hiara-hiasa amin’ny JIRAMA ao anatin’izany izay tafiditra amin’ny vinan’ny filoham-pirenena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici