Jirama : Tsy mbola hita ny tetibola hanarenana ireo milina

0

Eo amin’ny lafiny toekarena , 3 tapitrisa dolara ny vola ilaina amin’ny fanarenana ny milina izay mamokatra herinaratra eny Ambohimanambola, hoy ny tomponandraikitra eo anivon’ny orinasa Jirama. Efa nisy fangatahana famatsiam-bola amin’ny fanamboarana ny miliana saingy tsy mbola nisy namaly hatramin’izao.