Samy misomebiseby ao anatin’ny fanomanana ny fandraisana ny fianianan’ny filohampirenena vaovao avokoa ireo tomponandraikitra voakasika rehetra tamin’ity andro androany ity. Isan’izany ireo mpitandro ny filaminana izay nanao famerenana matso ho amin’ny rahampitso.