Accueil Politique Kabarin’ny filohampirenena : fizahozahoana no betsaka

Kabarin’ny filohampirenena : fizahozahoana no betsaka

0
Kabarin’ny filohampirenena : fizahozahoana no betsaka

Fanamarihana ny faha-58 taona nahazoan’i Madagasikara ny fahaleovantenany. Manoloana indrindra ny raharaham-pirenena ankehitriny, samy niandry ny kabarin’ny Filohampirenena ny rehetra, indrindra ireo nanatrika ny lanonana teny Iavoloha. Saika fizahozahoana no namaritra ny ampahany betsaka tamin’izany. Tsara sy namokatra ny 4 taonan’ny fitondrana HVM, hoy ny filohampirenena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici