Kaominina Ambohidratrimo : nahodikodin’ny ben’ny tanàna ny vidin-tanin’olona?

0

Mihenjan-droa ny tady eo amin’ny mponina sy ny ben’ny tanàna Ambohidratrimo mombann’y fakana ranon-tany hanamboarana lalana. Tany mana-tompo no hakana ranon-tany, tsy misy fifampiresahana, tsy misy fanonerana. Nankaiza ny vola tamin’izany hoy ny mponina.