Accueil Société Kaominina Ambohidratrimo : notokanana ny kianja manara-penitra

Kaominina Ambohidratrimo : notokanana ny kianja manara-penitra

0
Kaominina Ambohidratrimo : notokanana ny kianja manara-penitra

Notontosaina androany ny fanokanana ny kianja manara-penitra teny Ambohidratrimo. Fanokanana izay niarahana tamin’ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara sy ireo olo manan-kaja isan-tsokajiny. Ny kianja manarapenitra eny Ambohidratrimo izay hanantontosain’ny ekipa nasionaly Barea ny fampivondronana azy ireo ankehitriny.