Kaominina Ankadinandriana : manjaka ny tsy fandriampahalemana

0

kaominina mbola anjakan’ny tsy fandriampahalemana ny kaominin’Ankadinandriana,isan’izany ny fisian’ireo tambazotra mpangalatra omby izay monina eny an-toerana. Velontaraina ny mponina eny an-toerana amin’ny tokony ijerena ifotony ny olan’izy ireo.