Accueil Société Kaominina Antananarivo : tsy ampy ny fanadivoana ny lakan-drano sy ny tatatra

Kaominina Antananarivo : tsy ampy ny fanadivoana ny lakan-drano sy ny tatatra

0
Kaominina Antananarivo : tsy ampy ny fanadivoana ny lakan-drano sy ny tatatra

Ny Kaominina Antananarivo no tomponandraikitra amin’ny fanadiovana ireo Canal secondaire eto andrenivohitra. Tsy ampy anefa ny fanadiovana ny tatatra sy ny lakan-drano ka mahatonga ny faritra sy ny lalana maro ho feno rano mihandrona amin’izao fotoana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici