Accueil Société Kaominina Kianjandrakefina : mihena ny vokatra tantely noho ny fahasimban’ny ala

Kaominina Kianjandrakefina : mihena ny vokatra tantely noho ny fahasimban’ny ala

0
Kaominina Kianjandrakefina : mihena ny vokatra tantely noho ny fahasimban’ny ala

Nihena ny vokatra tantely ao amin’ny faritra Amoron’i Mania vokatry ny fahasimban’ireo tandavan’ala. Manoloana izany, nanao rodobe namboly hazo tao amin’ny Kaominina KIANJANDRAKEFINA ireo vahoaka eny ifotony, niaraka tamin’ny minisiteran’ny tontolo iainana ka hazo miisa 6 400 no voavoly tamin’izany.