Kariera Anjozorobe : aiza no nalevina ny havanay, hoy ny fianakaviana

0

Taorian’ny fanehoana sy ny famoahana ny sarin’ny zanaky ny filoha teo aloha RAJAONARIMAMPIANINA Hery, izay voasaringotra tamin’ny raharaha namoizana ain’olona tany amin’ny kariera Anjozorobe, nivoaka tamin’ny fahanginany ny havan’ilay namoy ny ainy ary nijoro vavolombelona, nanamafy fa tany an-toerana tokoa ny zanaky ny filoha teo aloha. Mangataka ny hanoroana ny toerana nandevenana ny havany ihany koa izy ireo.