Kianja Barsa 67ha Avaratra Atsinanana : bodoina orinasa iray

0

Bodoina orinasa iray ny Kianja Barsa 67ha Avaratra Atsinanana. Efa taona maro anefa no nilalaovan’ny ankizy sy tanora teny an-toerana ary nohavaozin’ny mponina sy ny malalan-tanana io kianja io raha ny fanadihadiana natao. Manao antso avo ny mba hijerena azy ireo araka izany ireo mponina.