Kidnapping Maevatanana : zazalahy iray no namoy ny ainy

0

Zazalahy iray 19 no maty novonoin’ireo mpaka an-keriny tany Maevatanana, 2 hafa tafatsoaka ny Alahady teo ihany ary vavikely iray mbola voatazona ho takalon’aina ankehitriny. Vola mitentina 10 tapitrisa ariary no takin’ireo mpaka an-keriny raha ny tatitra avy tamin’ny vondrontobim-pileovana Betsiboka.