« Kidnapping » teny Ambohimangakely : ho fantatra rahampitso ny marina rehetra

0

Ho fantatra rahampitso ny marina rehetra momba ilay fakana an-keriny zazalahy 1 taona sy tapany teny Ambohimangakely. Olona 10 hatreto no voasambotra ka nanaovana famotorana ary ny 4 amin’ireo no voakasika mivantana raha ny fanadihadiana natao.