“Kit Scolaire”: misy mivarotra eny an-tsena

0

Misy mivarotra eny an-tsena manerana ny Nosy ankehitriny ny Kit Scolaire misy ny famataran’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena. Amin’ny vidiny 2 500 Ar no amarotana ireo kitapo.