Accueil Société Kitrotro : tokony atao vakisiny ny zaza ho fisorohana

Kitrotro : tokony atao vakisiny ny zaza ho fisorohana

0
Kitrotro : tokony atao vakisiny ny zaza ho fisorohana

Ny tsy fanaovana ny vakisiny eo amin’ny faha 9 volan’ny zaza iray. Antony voalohany mamparefo azy ary ahazoany ny aretina kitrotro. Nanamafy androany ny mpitsabo fa ireo rehetra efa vita vakisiny dia tsy tokony ho voan’ny kitrotro intsony . Tsy fantatra mazava hatreto ny isan’ireo matin’ny kitrotro raha ny fanadihadiana natao teny amin’ny minisiteran’ny fahasalamana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici