Lalana eto Antananarivo Renivohitra : mitohy ny asan’ny fitondram-panjakana

0

Mitohy ny asan’ny fitondram-panjakana amin’ny fanamboaran-dalana eto Antananarivo Renivohitra. Fanamboaran-dalana izay miatomboka eo amin’ny PK0. Fanadihadiana.