Accueil Politique Lalàna hifehy ny fifidianana : mbola tsy hita popoka

Lalàna hifehy ny fifidianana : mbola tsy hita popoka

0
Lalàna hifehy ny fifidianana : mbola tsy hita popoka

Tsy hita popoka intsony ireo volavolan-dalàna 3 hifehy ny fifidianana. Manao be marenina amin’ny fitakian’ny fiarahamonim-pirenena sy ireo mpanao politika ny amin’ny tokony hampahafantarana ny olompirenenena ny votoatin’ireo ny mpitondra. Hatramin’ny omaly hariva, mbola tsy tonga eny amin’ny Antenimierampirenena ireo volavolan-dalàna ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici