Lalàna mifehy ny mpanohitra : ho laniana eny amin’ny Antenimiera

0

Hatolotra ho laniana eny amin’ny Antenimiera 2 tonta ny lalàna mifehy ny mpanohitra eto Madagasikara mandritra ny fivoriana tsy ara-potoana. Tanjona ny fampandraisana andraikitra ireo antoko amin’ny fanaovana Politika eto amin’ny firenena.