Lalaon’ny nosy 2019 : vonona ireo hisolo tena an’i Madagasikara

0

Vonona ireo mpilalao hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny lalaon’ny nosy izay ho tanterahina ao amin’ny Nosy Maurice manomboka ny alaroibia izao. Hanatsara ny vokatra azo teo aloha, no fanamby hapetrak’ireo mpandray anjara tsy hampitsanga-menatra an’i Madagasikara.