Lalaon’ny Nosy ao Maurice : 20 ny medaly volamena azontsika hatreto

0

Eo amin’ny laharana fahatelo amin’ny Nosy nahazo medaly volamena betsaka indrindra i Madagasikara hatreto amin’izao jeux des Iles izao tontosaina ao Maurice izao, raha ny isa ofisialy nivoaka tamin’ny 6ora hariva teo, ora eto an-toerana. 20 ny medaly volamena azontsika hatreto, 16 ny medaly volafotsy ary 6 ny medaly alimo. Arahintsika ato anatin’ity fanadihadiana izay notontosain’i Marijaona Rantini izay any amin’ny Nosy Maurice amin’izao fotoana izao ny fintin’ireo lalao samihafa nandraisan’i Madagasikara anjara.