Accueil Sport Lalaon’ny Nosy : notolorana mari-boninahitra ireo Atleta mendrika

Lalaon’ny Nosy : notolorana mari-boninahitra ireo Atleta mendrika

0
Lalaon’ny Nosy : notolorana mari-boninahitra ireo Atleta mendrika

Tontosa teny IAVOLOHA ny lanonam-panjakana nandraisana tamin’ny fomba ofisialy ny atleta malagasy niaro ny voninahim-pirenena tany MAORISY nandritra ny lalaon’ny nosy. Ankoatran’ny fanolorana mari-boninahitra, nampitomboin’ny Filohan’ny Repoblika avo 4 eny ny PRIME ho famporisihana azy ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici