Lapan’ny Tanànan’Antananarivo : nisy namaky saingy tsy misy ny mangaraharaha

0

Nisy namaky ny Laapan’ny Tanànan’ Antananarivo Renivohitra omaly alina. Tao amin’ny vararana faha- 15 no nitrangan’izany, raha ny fanazavana avy amin’ireo mpiambina ny vavahady. Tsy fantatra mazava ny vokatr’ity tranga ity noho ny tsy fanomezan’ny tomponandraikitra eo anivon’ny kaomina Antananarivo Renivohitra vaovao na nilaza aza izy ireo fa hampanjaka ny mangarahara tanteraka andro vitsivitsy lasa izay.