Accueil Société « Levée sismique » : ho tanterahana, hamaritana ny rambon-tany ambany ranomasina

« Levée sismique » : ho tanterahana, hamaritana ny rambon-tany ambany ranomasina

0
« Levée sismique » : ho tanterahana, hamaritana ny  rambon-tany ambany ranomasina

Ho tanterahana ny « levée sismique », hahafahan’i Madagasikara mitrandraka ny harena ambany ranomasina any  atsimon’ny Nosy. Haroso ny dingana amin’ny fanatanterahana izany,  araka ny nivoaka tamin’ny filanlevitry ny minisitra omaly.