Accueil Economie LFI 2022 : manahy ny amin’ny fihenan’ny fampisam-bola amin’ny sehatra tsy miankina ny GEM

LFI 2022 : manahy ny amin’ny fihenan’ny fampisam-bola amin’ny sehatra tsy miankina ny GEM

0
LFI 2022 : manahy ny amin’ny fihenan’ny fampisam-bola amin’ny sehatra tsy miankina ny GEM

Ahiana ny fihenan’ny fampiasam-bola  ho an’ireo orinasa tsy miankina ho an’ny taona 2022 eto Madagasikara  raha ny nambaran’ny teo anivon’ny GEM na ny ny groupement des Entreprises de Madagascar. Anton’izany ny fanovana anaty ny teti-bolam-panjakana 2022  ny mikasika ny tombotsoa manokana ho an’ireo orinasa tafiditra anaty ny « zone franche ».