Lisi-pifidianana, Distrika Avaradrano : Naverin’ny CENI nosokafana indray

0

Nosokafan’ny CENI indray ny lisi-pifidianana na dia efa nofaranana tamin’ny fomba ofisialy ny faha-15 ny volana aprily lasa teo, raha tsy ilaza ny zava misy ao amin’ny distrikan’Avaradrano. Fahefana avy amin’ny andinin-dalana aiza no nahafahan’ny CENI nanao izany?