Accueil Politique Lisi-pifidianana : hiverina eny anivon’ny Fokontany aorian’ny faha-28 ny volana ho avy izao

Lisi-pifidianana : hiverina eny anivon’ny Fokontany aorian’ny faha-28 ny volana ho avy izao

0
Lisi-pifidianana : hiverina eny anivon’ny Fokontany aorian’ny faha-28 ny volana ho avy izao

Hiverina eny anivon’ny fokontany ny lisi-pifidianana ny faha-28 ny volana ho avy izao, aorian’ny fandalovany eo anivon’ny vaomiera misahana ny fifidianana eo anivon’ny distrika. Manana 20 andro indray manomboka eo ny olompirenena hanamarina ny anarany anatin’ny lisitra vaovao ampiasaina amin’ny fifidianana Solombavambahoaka.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici