Lisi-pifidianana : miroso amin’ny fanatsarana ny CENI

0

Taorian’ireo tsikera maro momba ny lisi-pifidianana. Nandray fanapahan-kevitra ny Ceni fa hatsaraina ny lisi-pifidianana amin’ny fifidianana izay ho ben’ny tanàna. Miroso amin’ny fangatahana didy havoakan’ny fitsarana ambaratonga voalohany izy ireo amin’izao fotoana izao mba hahafahana mikitika indray ny lisi-pifidianana.