Lisitry ny kandidà ho Filohampirenena : samy manana ny heviny ny olompirenena

0

Samy manana ny heviny ny olompirenena manoloana ny lisitry ny kandidà filohampirenena navoakan’ny HCC ny Alarobia faha-22 aogositra lasa teo. Etsy ankilany nanambara ny teo anivon’ny ARMADA fa manamafy ny fahafenoan’ny teboka hirosoana amin’ny fifidianana ny fivoahan’io lisitra io.