Logiciel nampiasaina tamin’ny fifidianana : tsy nahazo fankatoavana avy amin’ny PNUD?

0

Nambaran’ny solontena maharitry ny PNUD eto Madagasikara, KAKYOMYA Violette fa tsy nanome fankatoavana ilay logiciel nampiasain’ny Ceni ny PNUD. Voafetra amin’ny fanampiana ara-teknika sy ara-bola ihany ny andraikitr’izy ireo.