Loi sur l’opposition : mitohy ny fifampidinihana eny Tsimbazaza

0

Mizotra araka ny tokony ho izy ny fandinihan’ireo Solombavambahoaka ny lalàna hifehy ny fanoherana sy ny antoko mpanohitra eto Madagasikara. Aorian’ny fandinihana izany eny anivon’ny vaomiera vao hiroso amin’ny fandaniana azy eo amin’ny fivoriana azon’ny be sy ny maro hatrehana ny Solombavambahoaka.