Loza an-dranomasina  eto Madagasikara  : tsy mbola voafehy

0

Tao anatin’ny 10 taona, miisa 200 mahery ireo olona tsy hita na maty noho ny loza an-dranomasina. Tsy voaporofo mazava io antontan’isa io noho ny tsy fsiain’ny fanadihadiana mifanaraka amin’izany. Olana maromaro no mbola tsy ahafahana mifehy izay trangana loza izay raha ny fanazavana.