Lozam-pifamoivoizana : ho hentitra ny fanaraha-maso ny entana

0

Ho hentitra ny faraha-maso ny entana miaraka amin’ireo taxibrousse, miala sy mihazo ny renivohitra hoy ny tomponandraikitra, hisorohana ny loza mety hiseho sy ny famoizana ain’olona. Ny lozam-pifamoivoizana izay nitombo taha tato ho ato noho ny tsy fitandremana.