Accueil Société LTP Alarobia – LTPGCM Mahamasina : horonantsary efa ela no saika nampifandona ny samy mpianatra

LTP Alarobia – LTPGCM Mahamasina : horonantsary efa ela no saika nampifandona ny samy mpianatra

0
LTP Alarobia – LTPGCM Mahamasina : horonantsary efa ela no saika nampifandona ny samy mpianatra

Horonantsary nisy nanaparitaka tamin’ny Facebook hitan’ny mpianatra tao amin’ny LTP Alarobia no nahatonga azy ireo nivoaka ny faritry ny sekoly ny maraina teo. Horonantsary efa ela saingy natao hanakorontanana ireo mpianatra hoy ny tomponandraikitry ny sekoly. Eo am-pelatanan’ny manam-pahefana ankehitriny ny raharaha.