Madagasikara : an-dalana ny fanatsarana ny tontolon’ny fahasalamana

0

Mifarana androany ny fivoriana iraisam-pirenena faha-6 momba ny fitadiavana famatsiam-bola ny ady atao amin’ny VIH Sida, ny tuberculose ary ny tazo moka any Lyon Frantsa . Isan’ireo nandray fitenenana nandritr’izany ny Filohampirenena Malagasy RAJOELINA Andry.