Madagasikara : famatsiam-bola lehibe miisa 3 no nosoniavina niaraka tamin’ny BAD

0

Famatsiam-bola miisa telo lehibe no nosoniavin’i Madagasikara tamin’ny alalan’ny Minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola sy ny Banky ho an’ny Fampandrosoana nandritra nyfivoriambe faha57n’ny BAD na ny Banky Afrikana ho an’ny Fampandrosoana izay tanterahina any ACCRA renivohitr’i Ghana.