Accueil Politique MAE : ho fiarovana ny Malagasy no namoahana fepetra amin’ny fivoahana any ivelany

MAE : ho fiarovana ny Malagasy no namoahana fepetra amin’ny fivoahana any ivelany

0
MAE : ho fiarovana ny Malagasy no namoahana fepetra amin’ny fivoahana any ivelany

Ho fiarovana ny Malagasy no namoahana ireo fepetra takiana amin’ny fivoahana any ivelany hoy ny eo anivon’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny Malagasy izay nitondra fanazavana androany. Raha ny lalàna Malagasy, tafiditra anatin’ny mpiasa ireo « Au pair » noho izy misy contrat mazava, araka ny fanazavana hatrany.