MAHTP : napetraka androany ny « Direction General du Fond National Foncier »

0

Tafapetraka soa amantsara ny filan-kevi-pitantanana ny tahirimbolam-pirenena nasionaly eo anivon’ny sehatry ny fananantany, izy ireo izay hanampy ny sampandraharahan’ny fananantany, eo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana sy ny asa vaventy