MAHTP : nizara fanomezana ho an’ny mpiasa

0

Nozaraina vary , menaka, akoho ny mpiasa rehetra eo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy eto andrenivohitra sy ny tany amin’ny faritra, ary ny ekipan’ny Maki de Madagascar tamin’ity androany ity, manoloana ny fankalazana ny fiverenan’ny fetin’ny fahaleovantena.