Makis an’i Madagasikara : niarahaba azy ireo ny minisitra mpiahy

0

Nandray ka niarahaba ny Makis an’i Madagasikara ny minisitry ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy androany. Nambara nandritra izany, fa vonona ary hanohana hatrany ireo atleta ny eo anivon’ny Minisitera. Tanjona ny hitondrana avo hatrany ny voninahi-pirenena.