Malagasy Miara-Miainga : manamafy fa tsy fotoana ikitihina lalàmpanorenana izao

0

Manoloana ny tsapatsapa ataon’ny mpitondra amin’ny mety hikitihina ny lalàmpanorenana, dia mbola nanamafy ny antoko Malagasy Miara-Miainga fa tsy fotoana ikitihina lalàmpanorenena izao herintaona mialoha ny tokony hanaovana fifidianana Filohampirenena izao na inona na inona ambara ho antony.