Malagasy Miara-Miainga : manamafy ny fitakiana fialan’ny filoha RAJAONARIMAMPIANINA.

0

Manamafy hatrany ny fitakiana ny fametraham-pialan’ny filoha Hery RAJAONARIMAMPIANINA ny antoko Malagasy Miara-Miainga. Mitaky ihany koa ny hisian’ny fifidianana ao anatin’ny fanajana ny lalam-panorenana.