Malagasy Miara-Miainga : mitohy ny fanomezana tamberin’andraikitra ho an’ny vahoaka

0

Nitohy tao amin’ny Kaominina Alarobia, distrikan’i Manjakandriana ny fanaovana ny didipoitra faobe tanterahin’ny antoko Malagasy Miara-miainga. Hetsika izay tafiditra ao anatin’ny tamberin’andraikitra ho an’ny Vahoaka.