Manakara : Mijanona ny fitokonan’ireo mpandraharahan’ny fonja

0

Mitsahatra ny fitokonana ho an’ireo mpandraharahan’ny fonja any Manakara. Izay no tapaka taorian’ny fihaonana teo amin’ny sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja, ny sendikan’ny mpitsara ary ny lehiben’ny fampanohavana any an-toerana.