Mananjary : 3 500 ny tra-boina vokatry ny hai-trano ny alin’ny 23 okotobra

0

Dimanjato sy telo arivo no traboina vokatry ny haitrano mahatsiravina tao amin’ny Fokontany Anosinakoho sy Ankadindrano ao amin’ny kaominana an-drenivohitr’i Mananjary ny alin’ny 23 oktobra lasa teo