Masoivoho Frantsay : nanambara fa mizotra any amin’ny fampandrosoana i Madagasikara

0

Mizotra ho amin’ny fampandrosoana i Madagasikara ankehitriny hoy ny masoivoho Frantsay androany, nandritry ny valan- dresaka ho an’ny mpanao gazety mikasika ny tatitry ny zava- bita nandritry ny 4taona niasany teto an- toerana. Na izany aza, mbola betsaka ny asa miandry raha ny nambarany.