Masoivohon’i Afrika Atsimo : tokony ny samy Malagasy no mitady vahaolana

0

Ny Malagasy no tokony manapakevitra amin’ny fifampidinihana eto Madagasikara raha ny voalazan’ny Masoivohon’ny Afrika atsimo. Ho avy eto Madagasikara ihany koa ny iraky ny SADC amin’ny herinandro ambony hanampy amin’ny fitadiavana vahaolana raha ny voalazany hatrany.