Société MATP : mitohy ny fanamboaran-dalana 10 novembre 2020 0 Facebook Twitter Pinterest WhatsApp Fanamboaran-dalana maro no tontosaina amin’izao fotoana izao, ary ho vitaina mialohan’ny fotoana hirotsahan’ny orana. Isan’izany ny fanamboarana tontosaina eny Imerimandroso mankany Manjaka Avaradrano.