Matso teny Mahamasina : Afa-po ireo nanatrika izany

0

Afa-po ireo nanatrika ny matso teny Mahamasina tamin’ity androany ity, nandritra ny fankalazana ny faha-59 taona niverenan’ny fahaleovantena. Nankasitraka ny fepetra noraisin’ny mpitondra manoloana ny fampitaovana ny eo anivon’ny fitandroana ny filaminana ihany koa izy ireo.